plt_tq/est/07/06.md

8 lines
397 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nosoritsoritin'i Estera hoe :"Ilay lehilahy rafy, izany fahavalo izany..."?
Izany no nanoritsoritan'i Estera an'i Hamana.
# Inona no nataon'i Hamana rehefa nitsangana tamin-katezerana avy teo amin'ny fisotroan-divay ny mpanjaka?
Rehefa nitsangana tamin-katezerana avy teo amin'ny fisotroan-divay ny mpanjaka, dia nijanona mba hitalaho ny amin'ny ainy tamin'i Estera Mpanjaka i Hamana.