# Iza no nosoritsoritin'i Estera hoe :"Ilay lehilahy rafy, izany fahavalo izany..."? Izany no nanoritsoritan'i Estera an'i Hamana. # Inona no nataon'i Hamana rehefa nitsangana tamin-katezerana avy teo amin'ny fisotroan-divay ny mpanjaka? Rehefa nitsangana tamin-katezerana avy teo amin'ny fisotroan-divay ny mpanjaka, dia nijanona mba hitalaho ny amin'ny ainy tamin'i Estera Mpanjaka i Hamana.