plt_tq/est/07/03.md

8 lines
296 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no fangatahan'i Estera?
Ny fangatahany dia ny hanomezana azy ny ainy sy ny ain'ny vahoakany.
# Inona no nolazain'i Estera fa nataony raha namidy ho amin'ny fanandevozana fotsiny ny vahoakany?
Raha ny vahoakany ihany mantsy no namidy tamin'ny fanandevozana, dia nilaza izy fa hangina.