# Inona no fangatahan'i Estera? Ny fangatahany dia ny hanomezana azy ny ainy sy ny ain'ny vahoakany. # Inona no nolazain'i Estera fa nataony raha namidy ho amin'ny fanandevozana fotsiny ny vahoakany? Raha ny vahoakany ihany mantsy no namidy tamin'ny fanandevozana, dia nilaza izy fa hangina.