plt_tq/est/03/08.md

8 lines
451 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tamin'izy ireo nanao loka izy ireo, volana inona no nosafidiany?
Tamin'izy ireo nanao loka, dia nisafidy ny volana faha roambin'ny folo izy ireo (volan'ny Adara)
# Vola ohatrinona no nataon'i Hamana tao amin'ny fandatsahan-drakitry ny mpanjaka raha nanome baiko mba hamono ireo Jiosy ny mpanjaka?
Vonona handoa talenta volafotsy iray alina ao amin'ny fandatsahan-drakitry ny mpanjaka i Hamana raha manome baiko mba hamono ireo Jiosy ny mpanjaka.