# Tamin'izy ireo nanao loka izy ireo, volana inona no nosafidiany? Tamin'izy ireo nanao loka, dia nisafidy ny volana faha roambin'ny folo izy ireo (volan'ny Adara) # Vola ohatrinona no nataon'i Hamana tao amin'ny fandatsahan-drakitry ny mpanjaka raha nanome baiko mba hamono ireo Jiosy ny mpanjaka? Vonona handoa talenta volafotsy iray alina ao amin'ny fandatsahan-drakitry ny mpanjaka i Hamana raha manome baiko mba hamono ireo Jiosy ny mpanjaka.