plt_tq/est/02/15.md

8 lines
372 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nangatahan'i Estera?
Tsy nangataka na inona na inona izy ankoatr'izay natolotr'i Hegay tsindranolahin'ny mpanjaka, izay niandraikitra ireo vehivavy, ihany ho azy.
# Oavina i Estera no netina tany amin'ny mpanjaka Ahasoerosy?
Nentina tany amin'ny Ahasoerosy mpanjaka i Estera tamin'ny volana faha folo, izay volan'i Tebeta, tamin'ny fahafito taona nanjakany.