# Inona no nangatahan'i Estera? Tsy nangataka na inona na inona izy ankoatr'izay natolotr'i Hegay tsindranolahin'ny mpanjaka, izay niandraikitra ireo vehivavy, ihany ho azy. # Oavina i Estera no netina tany amin'ny mpanjaka Ahasoerosy? Nentina tany amin'ny Ahasoerosy mpanjaka i Estera tamin'ny volana faha folo, izay volan'i Tebeta, tamin'ny fahafito taona nanjakany.