plt_tq/est/01/16.md

8 lines
489 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Arakan'i Memokana, tamin'iza i Vasty no nanao fahadisoana?
Memokana nilaza fa tsy tamin'ny mpanjaka irery ihany no nanaovan'i Vasty mpanjaka vavy fahadisoana, fa tamin'ireo manam-boninahitra sy iroe vahoaka iza manerana ny faritanin'i Ahasoerosy mpanjaka ihany koa.
# Inona no nolazain'i Memokana fa ataon'ny andriambavin'i Persia sy Media mialohan'ny hiafaran'izany andro izany?
Nilaza izy fa mialohan'izany andro izany, ny andriambavy dia handà ireo manam-boninahitry ny mpanjaka.