# Arakan'i Memokana, tamin'iza i Vasty no nanao fahadisoana? Memokana nilaza fa tsy tamin'ny mpanjaka irery ihany no nanaovan'i Vasty mpanjaka vavy fahadisoana, fa tamin'ireo manam-boninahitra sy iroe vahoaka iza manerana ny faritanin'i Ahasoerosy mpanjaka ihany koa. # Inona no nolazain'i Memokana fa ataon'ny andriambavin'i Persia sy Media mialohan'ny hiafaran'izany andro izany? Nilaza izy fa mialohan'izany andro izany, ny andriambavy dia handà ireo manam-boninahitry ny mpanjaka.