plt_tq/est/01/05.md

8 lines
416 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ho an'iza ny firavoravoana nandritra ny fito andro?
Ny firavoravoana fito andro dia ho an'ny vahoaka rehetra teo amin'ny fiarovana mafin'i Sosana, hatramin'ny lehibe indrindra ka hatramin'ny kely indrindra.
# Ho an'iza no nanaovan'ny mpanjaka ny firavoravoana?
Ny firavoravoana dia natao ho an'ny vahoaka rehetra teo amin'ny fiarovana mafin'i Sosana, hatramin'ny lehibe indrindra ka hatramin'ny kely indrindra.