# Ho an'iza ny firavoravoana nandritra ny fito andro? Ny firavoravoana fito andro dia ho an'ny vahoaka rehetra teo amin'ny fiarovana mafin'i Sosana, hatramin'ny lehibe indrindra ka hatramin'ny kely indrindra. # Ho an'iza no nanaovan'ny mpanjaka ny firavoravoana? Ny firavoravoana dia natao ho an'ny vahoaka rehetra teo amin'ny fiarovana mafin'i Sosana, hatramin'ny lehibe indrindra ka hatramin'ny kely indrindra.