plt_tq/eph/05/18.md

8 lines
242 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no mitarika amin'ny faharavana?
Ny fahamamoana amin'ny divay no mitarika amin'ny faharavana.
# Amin'ny inona no tokony hifampiresahan'ny tsirairay?
Ireo mpino dia tokony hifampiresaka amin'ny salamo, sy fihirana, ary hiram-panahy.