# Inona no mitarika amin'ny faharavana? Ny fahamamoana amin'ny divay no mitarika amin'ny faharavana. # Amin'ny inona no tokony hifampiresahan'ny tsirairay? Ireo mpino dia tokony hifampiresaka amin'ny salamo, sy fihirana, ary hiram-panahy.