plt_tq/eph/04/28.md

12 lines
427 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tsy maintsy ataon'ireo mpino fa tsy mangalatra?
Ireo mpino dia tsy maintsy miasa mba afahany mizara amin'ny olona izay ao anatin'ny tsy fahampiana.
# Karazana teny inona no tsy maintsy mivoaka amin'ny vavan'ny mpino?
Tokony tsy hisy teny maloto hivoaka amin'ny vavan'ny mpino, fa kosa teny izay manorina ny hafa.
# Iza no tsy azaon'ny mpino ampalahelovana?
Ny mpino dia tsy tokony hampalahelo ny Fanahy Masina.