# Inona no tsy maintsy ataon'ireo mpino fa tsy mangalatra? Ireo mpino dia tsy maintsy miasa mba afahany mizara amin'ny olona izay ao anatin'ny tsy fahampiana. # Karazana teny inona no tsy maintsy mivoaka amin'ny vavan'ny mpino? Tokony tsy hisy teny maloto hivoaka amin'ny vavan'ny mpino, fa kosa teny izay manorina ny hafa. # Iza no tsy azaon'ny mpino ampalahelovana? Ny mpino dia tsy tokony hampalahelo ny Fanahy Masina.