plt_tq/eph/04/01.md

4 lines
189 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no namporisihan'i Paoly an'ireo mpino mba hiainana?
Paoly dia namporisika an'ireo mpino mba hiaina am-panetre-tena, an-katsaram-panahy, ary am-paharetana, hifanaiky am-pitiavana.