# Ahoana no namporisihan'i Paoly an'ireo mpino mba hiainana? Paoly dia namporisika an'ireo mpino mba hiaina am-panetre-tena, an-katsaram-panahy, ary am-paharetana, hifanaiky am-pitiavana.