plt_tq/eph/03/14.md

8 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nomena anarana sy nohariana taorian'ny Ray?
Ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy eto an-tany dia nomena anarana sy nohariana taorian'ny Ray.
# Ahoana no ivavahan'i Paoly mba hanatanjahana an'ireo mpino?
Paoly dia mivavaka mba hatanjaka amin'ny hery amin'ny alalan'ny Fanahin' Andriamanitra ireo mpino.