# Inona no nomena anarana sy nohariana taorian'ny Ray? Ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy eto an-tany dia nomena anarana sy nohariana taorian'ny Ray. # Ahoana no ivavahan'i Paoly mba hanatanjahana an'ireo mpino? Paoly dia mivavaka mba hatanjaka amin'ny hery amin'ny alalan'ny Fanahin' Andriamanitra ireo mpino.