plt_tq/eph/03/03.md

8 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tsy nampahafantarina ny zanak'olombelona tamin'ny taranaka hafa?
Ilay marina miafina momba an'i Kristy dia tsy nampahafantarina an'ireo taranaka hafa.
# Tamin'iza no nanambaran'Andriamanitra an'ilay tsy nampahafantarina tamin'ny zanak'olombelona tamin'ny taranaka hafa?
Andriamanitra dia nanambara ilay marina miafina momba an'i Kristy tamin'ireo apostoly sy mpaminany.