# Inona no tsy nampahafantarina ny zanak'olombelona tamin'ny taranaka hafa? Ilay marina miafina momba an'i Kristy dia tsy nampahafantarina an'ireo taranaka hafa. # Tamin'iza no nanambaran'Andriamanitra an'ilay tsy nampahafantarina tamin'ny zanak'olombelona tamin'ny taranaka hafa? Andriamanitra dia nanambara ilay marina miafina momba an'i Kristy tamin'ireo apostoly sy mpaminany.