plt_tq/eph/02/08.md

8 lines
382 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Amin'ny inona no tsy tokony hireharehan'ny mpino ary nahoana?
Tsy misy mpino tokony hirehareha amin'ny asany, satria izy voavonjy tamin'ny alalan'ny fahasoavana izay fanomezan'Andriamanitra.
# Ho amin'ny tanjona inona no namoronan' Andriamanitra an'ireo mpino an'i Kristy Jesosy?
Ny tanjon'Andriamanitra amin'ireo mpino an'i Kristy Jesosy dia ny handehanana amin'ny asa tsara.