# Amin'ny inona no tsy tokony hireharehan'ny mpino ary nahoana? Tsy misy mpino tokony hirehareha amin'ny asany, satria izy voavonjy tamin'ny alalan'ny fahasoavana izay fanomezan'Andriamanitra. # Ho amin'ny tanjona inona no namoronan' Andriamanitra an'ireo mpino an'i Kristy Jesosy? Ny tanjon'Andriamanitra amin'ireo mpino an'i Kristy Jesosy dia ny handehanana amin'ny asa tsara.