plt_tq/eph/01/13.md

8 lines
258 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tombon-kase raisin'ireo mpino rehefa mandre ny tenin'ny fahamarinana izy ireo?
Ireo mpino dia nandray ny tombon-kasen'ilay Fanahy Masina nampanantenaina.
# Amin'ny inona no maha-antoka ny Fanahy?
Ny Fanahy dia antoka ho an'ny lovan'ireo mpino.