# Inona no tombon-kase raisin'ireo mpino rehefa mandre ny tenin'ny fahamarinana izy ireo? Ireo mpino dia nandray ny tombon-kasen'ilay Fanahy Masina nampanantenaina. # Amin'ny inona no maha-antoka ny Fanahy? Ny Fanahy dia antoka ho an'ny lovan'ireo mpino.