plt_tq/eph/01/01.md

4 lines
197 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no hamaritan'i Paoly ny olona izay anoratany ao amin'ny taratasiny?
Paoly dia mamaritra ny olona izay soratany ho voatokana ho an'Andriamanitra, sy tena mahatoky ao amin'i Kristy Jesosy.