# Ahoana no hamaritan'i Paoly ny olona izay anoratany ao amin'ny taratasiny? Paoly dia mamaritra ny olona izay soratany ho voatokana ho an'Andriamanitra, sy tena mahatoky ao amin'i Kristy Jesosy.