plt_tq/deu/31/14.md

8 lines
532 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Yaveh no nilaza tamin'i Mosesy mba hiantso an'i Josoa ary hanolotra ny tenan'izy ireo ao ami'ny lay fihaonana?
Nasain'i Yaveh i Mosesy mba hiantso an'i Josoa ho ao amin'ny lay fihaonana satria ho avy ny andro izay hahafatesan'i Mosesy.
# Inona no hitranga rehefa manolotra ny tenan'izy ireo ao amin'nny lay fihaoanana i Mosesy sy i Josoa?
Rehefa nanolotra ny tenany tao amin'ny lay fihaoanana i Mosesy sy i Josoa, dia niseho tao amin'ny lay tamin'ny andry rahona i Yaveh izay nitsangana teo amin'ny varavaran'ny lay.