# Nahoana i Yaveh no nilaza tamin'i Mosesy mba hiantso an'i Josoa ary hanolotra ny tenan'izy ireo ao ami'ny lay fihaonana? Nasain'i Yaveh i Mosesy mba hiantso an'i Josoa ho ao amin'ny lay fihaonana satria ho avy ny andro izay hahafatesan'i Mosesy. # Inona no hitranga rehefa manolotra ny tenan'izy ireo ao amin'nny lay fihaoanana i Mosesy sy i Josoa? Rehefa nanolotra ny tenany tao amin'ny lay fihaoanana i Mosesy sy i Josoa, dia niseho tao amin'ny lay tamin'ny andry rahona i Yaveh izay nitsangana teo amin'ny varavaran'ny lay.