plt_tq/deu/07/20.md

8 lines
316 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Hafiriana no nandefasan'i Yaveh fanenitra eo amin'izy ireo?
Nandefa ny fanenitra Andriamanitra mandra-paharingan'ireo sisa tavela sy miafina amin'ny naharavan'ny Israely.
# Nahoana ny vahoaka no tsy tokony hatahotra eo amin'ny olona?
Satria Andriamanitra, izay lehibe sy mahatahotra, no eo amin'ireo Israelita.