# Hafiriana no nandefasan'i Yaveh fanenitra eo amin'izy ireo? Nandefa ny fanenitra Andriamanitra mandra-paharingan'ireo sisa tavela sy miafina amin'ny naharavan'ny Israely. # Nahoana ny vahoaka no tsy tokony hatahotra eo amin'ny olona? Satria Andriamanitra, izay lehibe sy mahatahotra, no eo amin'ireo Israelita.