plt_tq/dan/12/01.md

16 lines
653 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza ireo miambina ny vahoakan'i Daniela?
Mikaela, ilay andriandahy lehibe izay miambina ny vahoakan'i Daniela.
# Ahoana no nanoratana ny fotoan'ny fahoriana teto?
Fotoan'ny fahoriana izay tsy mbola nisy hatramin'ny niandohan'ny firenena hatramin'izany andro izany ity.
# Iza no voavonjy amin'izany fotoana izany?
Ho voavonjy daholo ny vahoakan'i Daniela, ireo izay rehetra hita fa voasoratra ao amin'ny boky ny anarany amin'izany fotoana izany.
# Inona no hanjo ireo izay mandry amin'ny vovoky ny tany?
Ny sasany amin'ireo izay matory amin'ny vovoka amin'ny tany dia hitsangana ary ny sasany ho amin'ny fahamenarana sy fanamavoana mandrakizay.