# Iza ireo miambina ny vahoakan'i Daniela? Mikaela, ilay andriandahy lehibe izay miambina ny vahoakan'i Daniela. # Ahoana no nanoratana ny fotoan'ny fahoriana teto? Fotoan'ny fahoriana izay tsy mbola nisy hatramin'ny niandohan'ny firenena hatramin'izany andro izany ity. # Iza no voavonjy amin'izany fotoana izany? Ho voavonjy daholo ny vahoakan'i Daniela, ireo izay rehetra hita fa voasoratra ao amin'ny boky ny anarany amin'izany fotoana izany. # Inona no hanjo ireo izay mandry amin'ny vovoky ny tany? Ny sasany amin'ireo izay matory amin'ny vovoka amin'ny tany dia hitsangana ary ny sasany ho amin'ny fahamenarana sy fanamavoana mandrakizay.