plt_tq/dan/11/36.md

4 lines
280 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ambonin'iza no nanandratan'ny mpanjakan'ny Avaratra mpamitaka ny tenany?
Nanandratra sy nanatsara ny tenany ho ambon'ny andriamanitra rehetra izy, anisan'izany ny Andriamanitr'ireo andriamanitra, ireo andriamanitr'ireo razambeny, ary ny andriamanitra notsiriritin'ny vehivavy.