# Ambonin'iza no nanandratan'ny mpanjakan'ny Avaratra mpamitaka ny tenany? Nanandratra sy nanatsara ny tenany ho ambon'ny andriamanitra rehetra izy, anisan'izany ny Andriamanitr'ireo andriamanitra, ireo andriamanitr'ireo razambeny, ary ny andriamanitra notsiriritin'ny vehivavy.