plt_tq/dan/11/17.md

8 lines
381 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no omen'ny mpanjakan'ny Avaratra ho vadin'ny mpanjakan'ny Atsimo ny zanany vavy?
Manao izany ny mpanjakan'ny Avaratra mba ahafahany mamotika ny mpanjakan'ny Atsimo.
# Inona no nanjo ilay mpanjakan'ny Avaratra?
Ny mpifehy dia mamarana ny avonavon'ny mpanjakan'ny Avaratra ary hiverina any aminy ihany ny fiavonavony. Ho tafintohina izy ka ho lavo; ary tsy ho hita izy.