# Nahoana no omen'ny mpanjakan'ny Avaratra ho vadin'ny mpanjakan'ny Atsimo ny zanany vavy? Manao izany ny mpanjakan'ny Avaratra mba ahafahany mamotika ny mpanjakan'ny Atsimo. # Inona no nanjo ilay mpanjakan'ny Avaratra? Ny mpifehy dia mamarana ny avonavon'ny mpanjakan'ny Avaratra ary hiverina any aminy ihany ny fiavonavony. Ho tafintohina izy ka ho lavo; ary tsy ho hita izy.