plt_tq/dan/11/11.md

8 lines
316 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hamalian'ny mpanjakan'ny Atsimo ny fanafihan'ireo zanaka lahin'ny mpanjakan'ny Avaratra?
Mandeha mivoaka am-pahatezerana ny mpanjakan'ny Atsimo ary niady nanohitra ny mpanjakan'ny Avaratra.
# Iza no nandresy tamin'ny ady teo amin'ny Avaratra sy ny Atsimo?
Nandresy tamin'ny ady ny mpanjakan'ny Atsimo.