# Inona no hamalian'ny mpanjakan'ny Atsimo ny fanafihan'ireo zanaka lahin'ny mpanjakan'ny Avaratra? Mandeha mivoaka am-pahatezerana ny mpanjakan'ny Atsimo ary niady nanohitra ny mpanjakan'ny Avaratra. # Iza no nandresy tamin'ny ady teo amin'ny Avaratra sy ny Atsimo? Nandresy tamin'ny ady ny mpanjakan'ny Atsimo.