plt_tq/dan/10/12.md

8 lines
373 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Oviana no nalefa tamin'i Daniela ilay anjely?
Tamin'ny andro voalohany nandefasan'i Daniela ny sainy mba no namantarana sy nanetry ny tenany teo anatrehan'Andriamanitra no nandefasana ilay anjely.
# Nahoana no niandry iraika aby roapolo andro ilay anjely vao tonga tamin'i Daniela?
Nisambotra ny mpanjaka tao amin'ny fanjakan'ny Persia izay nanohitra azy ilay anjely.