# Oviana no nalefa tamin'i Daniela ilay anjely? Tamin'ny andro voalohany nandefasan'i Daniela ny sainy mba no namantarana sy nanetry ny tenany teo anatrehan'Andriamanitra no nandefasana ilay anjely. # Nahoana no niandry iraika aby roapolo andro ilay anjely vao tonga tamin'i Daniela? Nisambotra ny mpanjaka tao amin'ny fanjakan'ny Persia izay nanohitra azy ilay anjely.