plt_tq/dan/08/03.md

12 lines
510 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona avy ireo biby roa itan'i Daniela tamin'ny fahitany?
Nahita ondrilahy sy osy i Daniela tamin'ny fahitany.
# Ohatran'ny ahoana ireo tandroka roan'ilay ondrilahy?
Lava noho ilay tandroka ilany ny iray amin'ireo nefa nitombo halava tsimoramora noho ilay iray efa lava ilay tandroka fohifohy.
# Ahoana ny havitrian'ilay ondrilahy?
Tsy nisy biby hafa afaka nitsangana nanoloana ilay ondry. Tsisy afaka ny namonjy azy ireo amin'ny tanan'ondrilahy. Nanao izay tiany rehetra izy, ary tonga lehibe tokoa.