# Inona avy ireo biby roa itan'i Daniela tamin'ny fahitany? Nahita ondrilahy sy osy i Daniela tamin'ny fahitany. # Ohatran'ny ahoana ireo tandroka roan'ilay ondrilahy? Lava noho ilay tandroka ilany ny iray amin'ireo nefa nitombo halava tsimoramora noho ilay iray efa lava ilay tandroka fohifohy. # Ahoana ny havitrian'ilay ondrilahy? Tsy nisy biby hafa afaka nitsangana nanoloana ilay ondry. Tsisy afaka ny namonjy azy ireo amin'ny tanan'ondrilahy. Nanao izay tiany rehetra izy, ary tonga lehibe tokoa.