plt_tq/dan/07/17.md

8 lines
353 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Daniela ny amin'ireo biby efatra naseho tamin'ny fahitany?
Nilaza ireo mpanjaka efatra izay tokony hisandratra avy amin'ny tany no nolazain'i Daniela fa ireo biby efatra.
# Iza no nandray ny fanjakana ary hanana izany mandrakizay?
Ny olo-masin'ny Avo Indrindra no mandray ny fanjakana ary hanana izany mandrakizay ary ho doria.