# Inona no nolazain'i Daniela ny amin'ireo biby efatra naseho tamin'ny fahitany? Nilaza ireo mpanjaka efatra izay tokony hisandratra avy amin'ny tany no nolazain'i Daniela fa ireo biby efatra. # Iza no nandray ny fanjakana ary hanana izany mandrakizay? Ny olo-masin'ny Avo Indrindra no mandray ny fanjakana ary hanana izany mandrakizay ary ho doria.