plt_tq/dan/07/01.md

12 lines
459 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Oviana i Daniela no nanofy sy nahita fahitana tao an-tsainy?
Nanofy sy nahita fahitana raha nandry teo amin'ny fandriany nandritra ny eritaona amin'i Belsazara mpanjakan'ny Babylona i Daniela.
# Tamin'ny fahitan'i Daniela, inona no nampietsika ny ranomasim-be?
Ny rivotra efatry ny lanitra no nampietsika ny renomasim-be.
# Inona no niakatra avy tao amin'ny ranomasina?
Biby lehibe efatra, samihafa karazana avy no niakatra avy tao amin'ny ranomasina.