# Oviana i Daniela no nanofy sy nahita fahitana tao an-tsainy? Nanofy sy nahita fahitana raha nandry teo amin'ny fandriany nandritra ny eritaona amin'i Belsazara mpanjakan'ny Babylona i Daniela. # Tamin'ny fahitan'i Daniela, inona no nampietsika ny ranomasim-be? Ny rivotra efatry ny lanitra no nampietsika ny renomasim-be. # Inona no niakatra avy tao amin'ny ranomasina? Biby lehibe efatra, samihafa karazana avy no niakatra avy tao amin'ny ranomasina.