plt_tq/dan/05/05.md

8 lines
422 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nitranga rehefa avy nisotro ny divay ireo olona ka nidera ireo sampiny izy ireo?
Nisy rantsan-tanan'olona nipoitra teo anoloan'ny fitoeran-jiro ka nanoratra teo amin'ny rindrina voalalotra tao an-dapan'ny mpanjaka.
# Inona no navalin'ny mpanjaka teo no eo rehefa nahita ny tanana izy?
Niova ny endriky ny mpanjaka ary nampatahotra azy ny eritreriny; tsy nahazaka azy ny tongony, ary niara-niady ny lohaliny.