# Inona no nitranga rehefa avy nisotro ny divay ireo olona ka nidera ireo sampiny izy ireo? Nisy rantsan-tanan'olona nipoitra teo anoloan'ny fitoeran-jiro ka nanoratra teo amin'ny rindrina voalalotra tao an-dapan'ny mpanjaka. # Inona no navalin'ny mpanjaka teo no eo rehefa nahita ny tanana izy? Niova ny endriky ny mpanjaka ary nampatahotra azy ny eritreriny; tsy nahazaka azy ny tongony, ary niara-niady ny lohaliny.